|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vola taratasy |
| Singan-teny | 2vola, 3taratasy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5vola vita amin' ny taratasy fa tsy mba amin' ny metaly.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6billet de banque.
[1.13] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|